From a28d8415ac02764475503b4c3b9f0a2163922623 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Tue, 2 Jun 2020 21:08:38 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 03/01.txt | 1 - 1 file changed, 1 deletion(-) delete mode 100644 03/01.txt diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt deleted file mode 100644 index a4ab2ce..0000000 --- a/03/01.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Fa fantatro zao: am'reo andro farany de hisy reo fotôna magnahirana. Satria ny ôla ho te tegna, te vola, ho mpirehareha, mpandoka tegna, ho mpagnevateva an'Andriamanitra, tsy magnaja ray sy reny, tsy misaotra, ary tsy masina. Tsy hanam-pitiavana ny fianakaveny zareo, mpagnohitra, ho mnagnendrikendrika, tsy hafe-tegna, hahery setra, tsy ho te ny tsara. Ho mpamadika zareo, tsisy eritreritra, mpagnambony tegna, te fafinaretana miôtra noho reo te an'Andriamanitra. \ No newline at end of file