From 9db9ae36dfef03264ed022db542c14aee73452b3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Sun, 10 May 2020 06:29:23 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 01/05.txt | 2 +- 01/09.txt | 1 + 2 files changed, 2 insertions(+), 1 deletion(-) create mode 100644 01/09.txt diff --git a/01/05.txt b/01/05.txt index 57419fa..901ba26 100644 --- a/01/05.txt +++ b/01/05.txt @@ -1 +1 @@ -Ary ny tanjon'ny didy de fitiavana avy am'fo madio, avy am'feon'ny feritreretana tsara, ary avy am'finoana tsy metsaravelatsy. Ny ôla sasagny de tsy natratra ny tanjona ary niala tam'reo ra reo ho aigny am'lateny adaladala. Izy reo de te ho mpampiana-dalàna, kanefa zareo tsy mahazo ze lazainy sy hizingizin'jareo. Fa tsika de mafantatra \ No newline at end of file +Ary ny tanjon'ny didy de fitiavana avy am'fo madio, avy am'feon'ny feritreretana tsara, ary avy am'finoana tsy metsaravelatsy. Ny ôla sasagny de tsy natratra ny tanjona ary niala tam'reo ra reo ho aigny am'lateny adaladala. Izy reo de te ho mpampiana-dalàna, kanefa zareo tsy mahazo ze lazainy sy hizingizin'jareo. Fa tsika de mafantatra fa ny lalàna de tsara raha misy raika mampiasa an'azy am'ara-dalàna. \ No newline at end of file diff --git a/01/09.txt b/01/09.txt new file mode 100644 index 0000000..ca3f446 --- /dev/null +++ b/01/09.txt @@ -0,0 +1 @@ +Tsika de mafantatra izany, fa ny lalàna de tsy natao ho an'ny ôla-marina, fa ho an'ny mpandika lalàna sy ôla mpikomy, ho an'reo \ No newline at end of file