From 99c4190784b1a6740d6f6b555f5a52c8e831b234 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Tue, 2 Jun 2020 21:10:29 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 03/05.txt | 1 + 03/08.txt | 1 + 03/10.txt | 1 + 03/14.txt | 1 + 03/16.txt | 1 + 5 files changed, 5 insertions(+) create mode 100644 03/05.txt create mode 100644 03/08.txt create mode 100644 03/10.txt create mode 100644 03/14.txt create mode 100644 03/16.txt diff --git a/03/05.txt b/03/05.txt new file mode 100644 index 0000000..9ad5b2a --- /dev/null +++ b/03/05.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 5 \v 6 \v 7 Managna ny toetra salan'Andriamanitra zareo, kanefa de handà ny heriny. Mialà am'regny ôla regny. Satria ny sasagny tam'reo de leila ze miditra akao an-dragno ary mambabo reo veivavy adala. Reo no veivavt ze tsy afaka ami'ny fahotana sy voasariky am'reo filàna samihafa. Reo vevavy reo de mianatra fôgna, kanefa tsy ho tonga amin'ny fafantarana ny famarinana mitsy. \ No newline at end of file diff --git a/03/08.txt b/03/08.txt new file mode 100644 index 0000000..09103b5 --- /dev/null +++ b/03/08.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 8 \v 9 Ôtran'zany iany kô i Jana sy i Jambra nitsagana nanohitra an'i Mosesy. Tam'zany de nitsangana iany kô reo mpampianatra sandoka reo hanoitra ny marina. Zareo de leila maratra saigna, tsy nankasitrahana tamin'ny finoana. Fa tsy ho lasana lavitra zareo. Satria ny adalàny de ho tazagna mazava amin'ny ôla daôly sakan'reo leila reo. \ No newline at end of file diff --git a/03/10.txt b/03/10.txt new file mode 100644 index 0000000..118c235 --- /dev/null +++ b/03/10.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 10 \v 11 \v 12 \v 13 Fa raha anareo ndre, de efa nagnaraka ny fampenarako, ny fitondrana, ny fikasana, ny finoana, ny faharetam-po, ny fitiavana, ny faharetana, reo fagnenjehana, reo fijalena, ary ze nitranga taminà taigny Antokia, taigny Ikonioma ary taigny Lystra. Niaritra reo fangnenjena za. Avy am'reo daôly reo, de namonjy anà ny Tompo. Ze daôly te hiaigna araka ny fomban'Andriamanitra akao amin'i Kristy Jesosy de ho hinjena. Reo ôlon-dratsy sy reo mpisandoka de ho aigny amin'ny ratsy koko hatraigny. Zareo de hitarika reo ôlon-kafa ho aigny amin'ny lalan-diso. Ary ny tegnan-jareo de ho voasarika am'zany. \ No newline at end of file diff --git a/03/14.txt b/03/14.txt new file mode 100644 index 0000000..e2bcb8b --- /dev/null +++ b/03/14.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 14 \v 15 Fa raha anareo kosa, mipitra akao am'reo ra ze efa nianaranareo sy ze efa ninoanareo mafy hoe avy amin'iza no efa nianaranareo. Hainareo fa hatramin'ny fahazazana de efa nalala reo asa soratra masina anareo. Regny de havita hampaendry an'nareo ho amin'ny famonjena amin'ny alalan'ny finoana an'i Jesosy Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/03/16.txt b/03/16.txt new file mode 100644 index 0000000..78e159b --- /dev/null +++ b/03/16.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 16 \v 17 Ny Soratra Masina daôly de avy amin'ny tsindrimandrin'Andriamanitra. Zany de tombony ho an'ny foto-pampianarana, ho an'ny fanondrôna re diso, ho an'ny fagnitsina, ary ho an'ny fampiofanana amin'ny famarinana. Zany de mbô hatonga ny leilan'Andriamanitra hahay tsara, sy ho voaomagna tanteraka amin'ny asa tsara daôly. \ No newline at end of file