auto save
This commit is contained in:
parent
61d5710f1f
commit
8df3821b33
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Zao didy zao no ameko an'nao, Timoty, zanako, araka reo faminagnina natao momba an'nao taigny alô, fa enao de mety hiady ny ady tsara, ny fitanana ny finoana sy ny feon'ny fieritreretana tsara. Tam'fandavana an'zany, misy ny nagnano sambo vaky ny finoany. Salan'i Hymeneo sy Aleksandro, ze natolotro ho an'i Satana mba ampenarana an'jareo tsy hiteny ratsy.
|
||||
\v 18 \v 19 \v 20 Zao didy zao no ameko an'nao, Timoty, zanako, araka reo faminagnina natao momba an'nao taigny alô, fa enao de mety hiady ny ady tsara, ny fitanana ny finoana sy ny feon'ny fieritreretana tsara. Tam'fandavana an'zany, misy ny nagnano sambo vaky ny finoany. Salan'i Hymeneo sy Aleksandro, ze natolotro ho an'i Satana mba ampenarana an'jareo tsy hiteny ratsy.
|
Loading…
Reference in New Issue