auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 17:02:36 +08:00 committed by root
parent a60f8c7bf8
commit 8c0942c441
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 6 \v 5 Raika fôgan no Andriamanitra, ary raika fôgna kô ny mpagnelagnelagna amin'Andriamanitra sy ny ôla, de Kristy Jesosy. Izy nagnome ny tegnany ho vidim-pagnavotana ho an'ny daôly, de nataony ho fijoroana vavolombelona amin'ny fotôna tokony izy. Fa noho ny amin'zany tanjona zany, za ny tegnako de natao ho mpitory sy ho Apostoly. Mikoragna ny marina za, fa tsy mandainga. Mpampianatra an'reo Jentilisa amin'ny finona ny fahamarinana za.
\v 5 Raika fôgan no Andriamanitra, ary raika fôgna kô ny mpagnelagnelagna amin'Andriamanitra sy ny ôla, de Kristy Jesosy.\v 6 Izy nagnome ny tegnany ho vidim-pagnavotana ho an'ny daôly, de nataony ho fijoroana vavolombelona amin'ny fotôna tokony izy. \v 7 Fa noho ny amin'zany tanjona zany, za ny tegnako de natao ho mpitory sy ho Apostoly. Mikoragna ny marina za, fa tsy mandainga. Mpampianatra an'reo Jentilisa amin'ny finona ny fahamarinana za.