auto save
This commit is contained in:
parent
67c0ef48ab
commit
7c262fd49d
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Aza mibedibedy ny lahy antitra. Fa kosa, anaro ôtran'ny ray izy. Anaro ôtran'ny rahalà reo leila tanora. Anaro salan'ny reny reo vavy antitra, ary reo vevavy tanora ôtran'ny anabavy akao amin'ny fahadiovana daôly
|
||||
Aza mibedibedy ny lahy antitra. Fa kosa, anaro ôtran'ny ray izy. Anaro ôtran'ny rahalà reo leila tanora. Anaro salan'ny reny reo vavy antitra, ary reo vevavy tanora ôtran'ny anabavy akao amin'ny fahadiovana daôly.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
Magnajà an'reo mpitondrategna, reo tegna mpitondrategna. Fa raha manan-janaka na zafikely ny mpitondrategna raika, de avelao zareo alô hianatra hampiseho fagnajana akao amin'ny tokantragnony. Ôka zareo hamaly babena reo ray aman-dreniny, satria ankasitrahan'Andriamanitra zany.
|
Loading…
Reference in New Issue