From 761a5d8852d9e13bb5ac9e56c10c461b8358e7dc Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Sun, 10 May 2020 06:29:23 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 01/09.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/09.txt b/01/09.txt index 316b1d7..abcb1db 100644 --- a/01/09.txt +++ b/01/09.txt @@ -1 +1 @@ -Tsika de mafantatra izany, fa ny lalàna de tsy natao ho an'ny ôla-marina, fa ho an'ny mpandika lalàna sy ôla mpikomy, ho an'reo ratsy fagna sy mpanota, ary ho an'reo andriamani-diso sy tsy masina. Zany de natao ho an'reo ze mamono ny ray sy reniny, ho an'reo mpamono ôla, ho an'reo ratsy fitondran-tegna ara-nofo, ho an'reo sodomita, ho an'reo mpaka an-keriny ôla mba ho ande \ No newline at end of file +Tsika de mafantatra izany, fa ny lalàna de tsy natao ho an'ny ôla-marina, fa ho an'ny mpandika lalàna sy ôla mpikomy, ho an'reo ratsy fagna sy mpagnota, ary ho an'reo andriamani-diso sy tsy masina. Zany de natao ho an'reo ze mamono ny ray sy reniny, ho an'reo mpamono ôla, ho an'reo ratsy fitondran-tegna ara-nofo, ho an'reo sodomita, ho an'reo mpaka an-keriny ôla mba ho andevozina, ho an'roe mpadainga, ho an'reo vavolombelona tsy marina, ary na ino na ino hafa \ No newline at end of file