auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-14 15:14:02 +03:00 committed by root
parent 80ae81b203
commit 74d5dba520
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Manoratra reto ra reto aminao za, ary magnantegna ny ho avy tsy ho ela akaigny aminao za. Fa raha tara za, de manoratra mbô hafantaranareo ny fitondrantegna akao amin'ny tokantragnon'Andriamanitra, ze fiangonan'Andriamanitra velona, le vato fehizoro sy fitoera
Manoratra reto ra reto aminao za, ary magnantegna ny ho avy tsy ho ela akaigny aminao za. Fa raha tara za, de manoratra mbô hafantaranareo ny fitondrantegna akao amin'ny tokantragnon'Andriamanitra, ze fiangonan'Andriamanitra velona, le vato fehizoro sy fitoeran'ny fahamarinana.

1
03/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tsy azo lavina fa ny fahamarinana nambara ze araka an'Andriamanitra de gedabe: "Izy de nibôgna tamin'ny nofo, nohamarinin'ny Fanahy, hitan'ny anjely, notaravigna takeo angnivon'reo firenena, ninoan'zao tontolo zao, ary nasandratra tamim-boninatra."