From 6e42f809d9cd693e3c2d13f6629a14db4c0aaeaf Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Sun, 10 May 2020 06:29:23 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 01/15.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/15.txt b/01/15.txt index e89c846..e59077b 100644 --- a/01/15.txt +++ b/01/15.txt @@ -1 +1 @@ -Zao afatra zao de azo antoka sy mendrika ny fagnekena daôly, fa i kristy Jesosy de tonga taketo an-tany hamonjy reo mpanota. Za no ratsy ndrindra tam'reo. Fa no'zany antony zany no namindrana fo taminà, mba am'alalako, ny leibe ndrindra, i Kristy Jesosy de mety hampiseho ny faretana daôly. Nagnano an'zany Izy ho ohatra ho an'reo ze magniry hatoky an'Azy ho \ No newline at end of file +Zao afatra zao de azo antoka sy mendrika ny fagnekena daôly, fa i kristy Jesosy de tonga taketo an-tany hamonjy reo mpanota. Za no ratsy ndrindra tam'reo. Fa no'zany antony zany no namindrana fo taminà, mba am'alalako, ny leibe ndrindra, i Kristy Jesosy de mety hampiseho ny faretana daôly. Nagnano an'zany Izy ho ôtra ho an'reo ze magniry hatoky an'Azy ho an'ny fiaignana mandrakizay. Ary ho an'ny mpanjakan'ny taona, tsy mety maty, tsy hita maso, ny Andriamanitra tokana, anie ny laza sy voninahitra mandrakizay doria. Amena. \ No newline at end of file