auto save
This commit is contained in:
parent
16d5a42e1e
commit
6da68fde64
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Reo Diakona, ôtran'zany iany kô, de tokony ho mendrika. Zareo de tsy tokony hisotro divay betsaka lôtra na tsy mahalala onona ara-tsakafo. Tokony hitana ny fahamarinan'ny finoana nambara miaraka amin'ny feon'ny fieritreretana madio. Zareo iany kô de tokony ho sedraina melô, avekeo de tokony nagnompo satria tsy managn-tsigny za
|
||||
Reo Diakona, ôtran'zany iany kô, de tokony ho mendrika. Zareo de tsy tokony hisotro divay betsaka lôtra na tsy mahalala onona ara-tsakafo. Tokony hitana ny fahamarinan'ny finoana nambara miaraka amin'ny feon'ny fieritreretana madio. Zareo iany kô de tokony ho sedraina melô, avekeo de tokony nagnompo satria tsy managn-tsigny zareo.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
Reo vevavy iany kô de tokony ho mendrika salan'zany. Tsy tokony ho mpanendrikendrika zareo. Tokony hahay handanjalanja ary mahatoky amin'ny ra daôly. Reo Diakona de tokony hanambady tokana. Tsy maintsy mitantana tsara reo zagnany sy ny tokantragnony zareo. Fa reo ze
|
Loading…
Reference in New Issue