diff --git a/06/03.txt b/06/03.txt index 792ede1..48c5533 100644 --- a/06/03.txt +++ b/06/03.txt @@ -1 +1 @@ -Hevero fa ny ôla de mampianatra am'fomba hafa ary tsy magneky ny fagnatoronantsika \ No newline at end of file +Hevero fa ny ôla de mampianatra am'fomba hafa ary tsy magneky ny fagnatorontsika ara-pinoana, ze tenin'i Jesosy Kristy Tompontsika. Hevero fa zareo de tsy magneky ny fampenarana ze mitondra aigny am'toetra araka an'Andriamanitra. Zany ôla zany de mirehareha ary tsy mahalala na ino na ino. Fa kosany, izy de ada \ No newline at end of file