From 561cd55a9de94d117f92ce8fef27295fa020aa17 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Mon, 11 May 2020 06:41:20 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 06/03.txt | 2 +- 06/06.txt | 1 + 2 files changed, 2 insertions(+), 1 deletion(-) create mode 100644 06/06.txt diff --git a/06/03.txt b/06/03.txt index 07b6cf1..d8ed05e 100644 --- a/06/03.txt +++ b/06/03.txt @@ -1 +1 @@ -Hevero fa ny ôla de mampianatra am'fomba hafa ary tsy magneky ny fagnatorontsika ara-pinoana, ze tenin'i Jesosy Kristy Tompontsika. Hevero fa zareo de tsy magneky ny fampenarana ze mitondra aigny am'toetra araka an'Andriamanitra. Zany ôla zany de mirehareha ary tsy mahalala na ino na ino. Fa kosany, izy de adalan'reo adihevitra sy reo fandresen-datra momba an'reo teny. Iregny teny regny de miteraka felonana, fanevatevana, ahiahy ratsy, ary ny fifandonana akeo am'reo ôla maloto fisainana. Miala am'marina izy reo. Mevitra izy fa ny toetra araka an'Andriamanitra no fomba ahatongavana ho mpanan-karena. (Fagnamarihana: Ny fandikana talô sasagny de magnampy hoe: "Miala am'ra salan'zany \ No newline at end of file +Hevero fa ny ôla de mampianatra am'fomba hafa ary tsy magneky ny fagnatorontsika ara-pinoana, ze tenin'i Jesosy Kristy Tompontsika. Hevero fa zareo de tsy magneky ny fampenarana ze mitondra aigny am'toetra araka an'Andriamanitra. Zany ôla zany de mirehareha ary tsy mahalala na ino na ino. Fa kosany, izy de adalan'reo adihevitra sy reo fandresen-datra momba an'reo teny. Iregny teny regny de miteraka felonana, fanevatevana, ahiahy ratsy, ary ny fifandonana akeo am'reo ôla maloto fisainana. Miala am'marina izy reo. Mevitra izy fa ny toetra araka an'Andriamanitra no fomba ahatongavana ho mpanan-karena. (Fagnamarihana: Ny fandikana talô sasagny de magnampy hoe: "Miala am'ra salan'zany." Fa ny fandikana talô tsara indrindra de tsy magnampy an'zany.) \ No newline at end of file diff --git a/06/06.txt b/06/06.txt new file mode 100644 index 0000000..43816e8 --- /dev/null +++ b/06/06.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ary ny toetra araka an'Andriamanitra miaraka am'fafam-po de tombony leil \ No newline at end of file