diff --git a/01/12.txt b/01/12.txt index 541ea39..1f62857 100644 --- a/01/12.txt +++ b/01/12.txt @@ -1 +1 @@ -Isôrako i Kristy Jesosy Tompontsika. Nampaery anà Izy, fa nataony matoky za, ary nanendry anà ho am'fanompoana Izy. Zà de mpiteny ratsy, mpanenjika, ary lailà mahery setra. Kanefa nahazo famindram-po za satria tam'tsy fahalalana no nanôvako an'zany nony tsy finoana. Fa ny fasoavana'ny Tompontsika no nandrakotra tam' \ No newline at end of file +Isôrako i Kristy Jesosy Tompontsika. Nampaery anà Izy, fa nataony matoky za, ary nanendry anà ho am'fanompoana Izy. Zà de mpiteny ratsy, mpagnenjika, ary lailà mahery setra. Kanefa nahazo famindram-po za satria tam'tsy fahalalana no nagnôvako an'zany nony tsy finoana. Fa ny fasoavana'ny Tompontsika no nandrakotra tam'finoana sy fitiavana ze ao am'i Kristy Jesosy. \ No newline at end of file