auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 07:38:17 +08:00 committed by root
parent 7045bc8926
commit 2fc244ed4b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Raika f
Raika fôgan no Andriamanitra, ary raika fôgna kô ny mpagnelagnelagna amin'Andriamanitra sy ny ôla, de Kristy Jesosy. Izy nagnome ny tegnany ho vidim-pagnavotana ho an'ny daôly, de nataony ho fijoroana vavolombelona amin'ny fotôna tokony izy. Fa noho