diff --git a/06/09.txt b/06/09.txt index 9a1d807..2edacbc 100644 --- a/06/09.txt +++ b/06/09.txt @@ -1 +1 @@ -Ary reo ze te ho lasana mpanan-karena de latsaka akao agnatin'ny fakam-pagna, akao agnatin'ny fandrika. Latsaka tao agnatin'ny hadalana sy reo filàna mampidi-doza maro zareo, ary iany kô reo hafa mandetika reo ôla akao am'faharavana sy ny fandriganana. Satria fototr'reo karazan-dratsy daôly ny fitiavam-b \ No newline at end of file +Ary reo ze te ho lasana mpanan-karena de latsaka akao agnatin'ny fakam-pagna, akao agnatin'ny fandrika. Latsaka tao agnatin'ny hadalana sy reo filàna mampidi-doza maro zareo, ary iany kô reo hafa mandetika reo ôla akao am'faharavana sy ny fandriganana. Satria fototr'reo karazan-dratsy daôly ny fitiavam-bola. Ny ôla sasagny ze ma \ No newline at end of file