diff --git a/01/05.txt b/01/05.txt index 459bacc..57419fa 100644 --- a/01/05.txt +++ b/01/05.txt @@ -1 +1 @@ -Ary ny tanjon'ny didy de fitiavana avy am'fo madio, avy am'feon'ny feritreretana tsara, ary avy am'finoana tsy metsaravelatsy. Ny ôla sasagny de tsy natratra ny tanjona ary \ No newline at end of file +Ary ny tanjon'ny didy de fitiavana avy am'fo madio, avy am'feon'ny feritreretana tsara, ary avy am'finoana tsy metsaravelatsy. Ny ôla sasagny de tsy natratra ny tanjona ary niala tam'reo ra reo ho aigny am'lateny adaladala. Izy reo de te ho mpampiana-dalàna, kanefa zareo tsy mahazo ze lazainy sy hizingizin'jareo. Fa tsika de mafantatra \ No newline at end of file