From 0637fd91304cdfef5948b0c7d492f1e78ab7acf2 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Mon, 11 May 2020 07:09:37 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 06/17.txt | 2 +- 06/20.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/06/17.txt b/06/17.txt index 2365146..a07f15b 100644 --- a/06/17.txt +++ b/06/17.txt @@ -1 +1 @@ -Lazao ny mpanan-karena am'zao tontolo zao mba tsy hirehareha, sy magnantegna ny harena, ze tsy azo antoka. Fa kosany, tokony hagnantena an'Andriamanitra zareo. Magnome antsika ny harena marina daôly Izy mba hifaliantsika. Lazao izy reo mba hagnano ny tsara, mba hanan-karena am'asa tsara, mba alala-tagnana, ary vonona hizara. Am'zany fomba zany, de ho terizin'jareo ny fototra tsara ho an'ny tegnany am'ze ho avy, ka hitana ny tegna fiaignana. \ No newline at end of file +\v 17 \v 18 \v 19 Lazao ny mpanan-karena am'zao tontolo zao mba tsy hirehareha, sy magnantegna ny harena, ze tsy azo antoka. Fa kosany, tokony hagnantena an'Andriamanitra zareo. Magnome antsika ny harena marina daôly Izy mba hifaliantsika. Lazao izy reo mba hagnano ny tsara, mba hanan-karena am'asa tsara, mba alala-tagnana, ary vonona hizara. Am'zany fomba zany, de ho terizin'jareo ny fototra tsara ho an'ny tegnany am'ze ho avy, ka hitana ny tegna fiaignana. \ No newline at end of file diff --git a/06/20.txt b/06/20.txt index 4cd21f5..44f2eed 100644 --- a/06/20.txt +++ b/06/20.txt @@ -1 +1 @@ -Ry Timoty, arovy ze natolotra an'nao. Helao ny resaka adala sy ny fandresen-datra mifanotra momba ny fentsôna diso ny am'ze atao hoe falalana. Ny ôla sasagny de magnambara an'zany ra zany ka de tsy natsiaro ny finoany zareo. Ho aminareo anie ny fasoavana. \ No newline at end of file +\v 20 \v 21 Ry Timoty, arovy ze natolotra an'nao. Helao ny resaka adala sy ny fandresen-datra mifanotra momba ny fentsôna diso ny am'ze atao hoe falalana. Ny ôla sasagny de magnambara an'zany ra zany ka de tsy natsiaro ny finoany zareo. Ho aminareo anie ny fasoavana. \ No newline at end of file