plt-x-sihanaka_1ti_text_reg/02/08.txt

1 line
430 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-28 09:00:37 +00:00
\v 8 \v 9 \v 10 Noho zany, de teko ny leila mba hivavaka sy hanandra-tagnana masina tsy n'aiza n'aiza tsy amika-sosena na amin'ny fifandirana. Ary sala am'zany kô, ny vevavy mba hekanjo akanjo mendrika ny tegnany, amin'ny fahamôntinana sy ny fifehezan-tegna. Tsy tokony hirandram-bolo na akanjo lafo vidy. Teko zareo mba hekanjo am'ze mety am'reo vevavy ze mampiseho ny toe-pagna araka an'Andriamanitra amin'ny asa tsara daôly.