-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/04/35.txt

1 line
354 B
Plaintext

35 \v Tamin' ny zay andro zay, ndreka arivariva, de zao nizakay tamin' iary zareo hoe: " Andao atsena itsaka agnilany egny. 36\v " Ka niala teo amin'ny fokonolona ary zareo, de nitondra an'i Jesôsy tan-dakana. De nisy lakana hafa koa niaraka tamin'iary zareo. 37 \v Avy teo de nisy agnina mafy be ary ny onjany rano niditra tan-dakana ka seka lentigna.