1 line
525 B
Plaintext
1 line
525 B
Plaintext
\v 10 Ndreka i Jesôsy raika igny amin'izay de nagnotany an'Azy ndregny takeky an'Azy, de ny mpianatrany roiambifolo io koa, mikasikan'igny fagnoarana igny.\v 11 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Ho anareo nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny fanjakan'Andriamanitra io. Ndregny ambelagny agny de fagnoarana aby \v 12 nen'azy amin'ny fotôna hijerevan'iary zareo, ndre de hijery iary zareo de tsy hahita, ndre de hiteno iary zareo de tsy halala an'izany, kanefa raha mivalo iary zareo de hamindra ndreka Andriamanitra." |