-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/04/38.txt

1 line
302 B
Plaintext

\v 38 Ary Jesôsy nandry tambodin'ny lakana, tamin'ny fandrena. De nifoazin'iary zareo Izy, de nagnano hoe : " Mpampianatra ô ! tsy mampagnino Anao zany na ho faty ato atsena ?\v 39 De nifoa Izy, de nizaka tamin' ny rivotra, sy tamin'ny ranomasina hoe: " Mangìna! Milamìna ! "Ka nangina ny rivotra.