-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/04/13.txt

1 line
249 B
Plaintext

Ary izy nijaka tamin'ary zareo hoe : " tsy azonareo va ny raha zakaiko zany ? Ino arika atao azaoanareo anazy ? Ny mpamboly ny voly de i Ray mamboly ny teny. Ny nararaka tan-dalana de zay naregny ny teny ka ndreka tonga devoly de nagnalaka an'zany.