\v 8 Nivôka iary zareo nihazakazaka nenga ny fasagna, nangitakitaka sady gaga iary zareo. Tsy nizaka n'ino n'ino tamin'olona iary zareo satria nangoaigna be.