1 line
407 B
Plaintext
1 line
407 B
Plaintext
\c 15 \v 1 Vô mandraigna be, de nivory ny mpisoronabe mbàn'ny loholona mbàn'iary zareo mpanora-dalàna Synedriona Jiosy izy marobe. Nifatoran'iary zareo Jesôsy de nindôsin'iary zareo nivôka. Natolotran'iary zareo tamin'ny Pilato. \v 2 Nagnontany an'Azy Pilato hoe:: " Anao no mpanjakan'ny Jiosy a?" Nivaleny hoe: " Aika arô." \v 3 Natolotra fitorena maro manohitra an'i Jesôsy ny lohan'ny mpisorona. |