1 line
577 B
Plaintext
1 line
577 B
Plaintext
\v 38 De nivalin'i Jesôsy iary zareo hoe: " Tsy fantanareo zegny angatahinareo. Anareo ma ka afaka misotro amin'ny kapôka zegny ny ninomako na hiaritra atao batisa amin'ny zegny hanaovana batisa Anaha?" \v 39 De nizaka iary zareo tamin'Azy hoe: "Vitanay zany." De nizaka tamin'iary zareo Jesôsy hoe: "Ny kapôka zegny hinomako, de hinomanareo, de amin'ny batisa de zegny hanaovana batisa Anaha, no agnamborana batisa anareo koa. \v 40 Fa zegny hitometra eo an-tagnan'ankavanako na amin'ny ankaviako de tsy miankn aminaha izany, fa ho an'iary areo zegny nagnomagna an'izany." |