1 line
445 B
Plaintext
1 line
445 B
Plaintext
\v 11 De nisy lambo marobe tan-tendrombohitra, \v 12 de niangavy tamin'Azy iary zareo, nagnano hoe: "Alefaso amin'ny lambo io ahay; avialy ahay hiditra amin'iary zareo io." \v 13 Ka de navelany iary zareo; ka de nivoaka aby fagnahy maloto de niditra tamin'ny lambo io, de tonga de niridiridy mafy tagnaty hantsagna sady tonga de nivarigna andranomasina tagny aby iary zareo. Aveo lambo tagny ho agny amin'ny roa arivo tagny maty tan-dranomasina. |