1 line
440 B
Plaintext
1 line
440 B
Plaintext
\v 18 Ndreka hideba lakana igny Izy, de nangataka tamin'Azy ralilahy devoly igny mba hagnaraka an'Azy. \v 19 Nefa i Jesôsy nambela an'azy handeha, fe kizaka tamin'azy hoe: "Andiana mody andragnonao mbàn'ny havanao agny de tantarao amin'iary zareo zegny raha namboarin'ny Tompo taminao mbàn'ny namindràny fo taminao!" \v 20 De nody izy sady nikoragna ny raha namboarin'i Jesôsy tamin'azy tagny Dekapolisy, de gaga aby iary zareo marobe. |