-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/05/14.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 14 Nandeha nilefa ny olona namahana ny lambo sady nikorana ny raha hitany tan-tanàna sy tambanivolo, aveo olona marobe nizaha ny raha niseho tagny. \v 15 Aveo iary zareo nandeha nagnatogna an'i Jesôsy de hitan'iary zareo ralilahy nisy devoly igny, raika nipetrahan'ny legiona, nitometra teo, nagnatao akanjo sady kanty; ka de natahotra aby iary zareo.