-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/11/07.txt

1 line
520 B
Plaintext

\v 7 \v 8 \v 9 \v 10 De nindôsin'ny mpianatra roy lahy tamin'ny Jesôsy ny zanak'apondra de natàny tambonin'igny teo ny lamban'iary zareo de afaka nideba teo Jesôsy. Maro ny olona namelatra ny lambany tan-dalagna tegny, de ny sasany ndreka namelatra rantsa-kazo zeny tapatapainy tagnaty ala tagny. iary zareo zeny nandeha talohany sy nagnaraka Anazy nagnantsognantso hoe:" Hosana, Deraina ny iray avy amin'ny agnaran'ny Tompo. Deraina ny fanjakana ho avin'ny agnaran'i Davida raintsena. Hosana amin'ny avo indrindra."