-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/06/42.txt

1 line
224 B
Plaintext

\v 42 De nihinagna iary zareo marobe mandra-pahavoky an'iary zareo. \v 43 Nalain'iary zareo ny ambiny mofo, de nahafeno roiambinifolo sobika nidongodongo, mbàn'ny aminy laoka. \v 44 Nisy dimy arivo ny lilahy nihinagna mofo.