De fagnoarana fehizay nizakainy tamin'ary zareo,arakan'ny azaƓny an' azy,ary tsy nizaka tamin'ary zareo afa tsy fagnoarana Izy. Fa ndreka Izy raika,de nazavainy tamin'ny mpianatrany zany