\v 31 \v 32 Nanomboka nampianatra an'iary zareo Izy fa tsy mentsy hijaly ny zanak'olona, de tsy agneky loholona mbàn'ny lohan'ny mpisorona miaraka amin'ny mpanora-dalàna, de hivonin'ny, de hifokatra amin'ny maty ndreka feno telo andro. De aveo de nantsovan'i Petera moramora Jesôsy ka nizaka an'Azy mafy be.