\v 51 de niditra tan-dakana niarka tamin'iary zareo Izy, de tsy de nandrivotra koa. De gaga be iary zareo. \v 52 De tsy takatry ny saignan'iary zareo ny dikan'ilay mofo. Nefa koza, vĂ´maika negnamfy fo my iary zareo.