\v 3 Nitometra tampasagna tagny ralilahy igny, Tsy misy nahatàna an'azy mihitsy, ndre tamin'ny rojo vy. \v 4 Voafatotra matetika tamina gadra vy miaraka amina rojo vy izy. Nitapatapainy de potika mihitsy rojo vy miaraka amn'ny gadra vy igny. Tsy nisy nanagna hery hifehy anazy mihitsy.