Wed Oct 23 2019 12:31:59 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
553f788748
commit
dbaccd98fb
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nisy raika tamin'iary zareo mpanora-dalàna tonga sady naregny any raha nikoragnin'iary zareo; hitany fa nahavaly tsara an'iary zareo i Jesôsy. Sady nagnotany an'Azy izy hoe: "Ino zany ny tena didy lehibe amin'azy marobe io? De namaly Jesôsy hoe: "Ny farany lehibe de hoe: 'Mitenoa, ny Tompo Andriamanitrantsena, ho an'ny Israely, raiak my Tompo. Tsy mentsy tiavinao fonao aby ny Tompo Andriamanitranao, de amin'n
|
||||
Nisy raika tamin'iary zareo mpanora-dalàna tonga sady naregny any raha nikoragnin'iary zareo; hitany fa nahavaly tsara an'iary zareo i Jesôsy. Sady nagnotany an'Azy izy hoe: "Ino zany ny tena didy lehibe amin'azy marobe io? De namaly Jesôsy hoe: "Ny farany lehibe de hoe: 'Mitenoa, ny Tompo Andriamanitrantsena, ho an'ny Israely, raiak my Tompo. Tsy mentsy tiavinao amin'ny fonao marobe ny Tompo Andriamanitranao, de amin'ny fagnahinao marobe, amin'ny saignanao marobe, sady amin'ny herinao marobe.' Itiky
|
Loading…
Reference in New Issue