diff --git a/04/18.txt b/04/18.txt index c1abad2..272c442 100644 --- a/04/18.txt +++ b/04/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 18 \v 20 Iregny no nambolena tamin' ny tany fantsy. Naregny ary zareo, fa nagnay tamin'ny izao fiaignana izao, ka nanery ny teny de tsisy isiny zany. Ary izay nambolena tegny amin'ny tany tsara de naregny teny ka nandray zany, de namoa marobe izay nambolena. \ No newline at end of file +\v 18 Iregny no nambolena tamin' ny tany fantsy. Naregny ary zareo, \v 19 fa nagnay tamin'ny izao fiaignana izao, ka nanery ny teny de tsisy isiny zany. \v 20 Ary izay nambolena tegny amin'ny tany tsara de naregny teny ka nandray zany, de namoa marobe izay nambolena. \ No newline at end of file