Mon Oct 21 2019 15:04:08 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
0ae80bc95a
commit
d959903581
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 14 Regnin'i Heroda mpanjaka izany, satria nanajary regny laza ny agnaran'i Jesôsy. Ny sanagny mizaka hoe: "Nifokatra angamba i Jaona mpanao batisa, de miasa agnatin'izany hery mahagaga izany." \v 15 Fa ny sanagny kosa de mizaka hoe: " Mpaminany Izy, karan'iary zareo tamin'ny andro taloha."
|
||||
\v 14 Regnin'i Heroda mpanjaka izany, satria nanajary regny laza ny agnaran'i Jesôsy. Ny sanagny mizaka hoe: "Nifokatra angamba i Jaona mpanao batisa, de miasa agnatin'izany hery mahagaga izany." \v 15 Fa ny sanagny kosa de mizaka hoe: " Elia Izy". Ny sanagny ndreka nizaka hoe:"Mpaminany Izy, karan'iary zareo tamin'ny andro taloha."
|
Loading…
Reference in New Issue