diff --git a/12/35.txt b/12/35.txt index 7798fc8..f297344 100644 --- a/12/35.txt +++ b/12/35.txt @@ -1 +1 @@ -\v 35 \v 36 \v 37 De namaly Jesôsy, ndreka nampianatra tao amin'ny tempoly Izy; de nizaka Izy hoe: "Ino ma izakàn'ny mpanora-dalàna hoe Kristy de zanak'i Davida? Vatategnan'i Davida, tamin'ny Fanahy sy Masina, nizaka hoe: "Ny Tompo nizaka tamin'ny Tompoko hoe: mitomera amin'ny tagnana ankavanako etsy, mandrapangmboarako an'ny fahavalonao ho fitomeran'ny tongotranao. Vatategnan'i Davida mihitsy aza ndre nagnantso an'Azy hoe 'Tompo', ka de ino zany no maha zanak'i Davida an'i Kristy?" \ No newline at end of file +\v 35 \v 36 \v 37 De namaly Jesôsy, ndreka nampianatra tao amin'ny tempoly Izy; de nizaka Izy hoe: "Ino ma izakàn'ny mpanora-dalàna hoe Kristy de zanak'i Davida? Vatategnan'i Davida, tamin'ny Fanahy sy Masina, nizaka hoe: "Ny Tompo nizaka tamin'ny Tompoko hoe: mitomera amin'ny tagnana ankavanako etsy, mandrapangmboarako an'ny fahavalonao ho fitomeran'ny tongotranao. Vatategnan'i Davida mihitsy aza ndre nagnantso an'Azy hoe 'Tompo', ka de ino zany no maha zanak'i Davida an'i Kristy?" Niteno an'Azy tamin-kafalena aby ny fokonolona marobe tao. Tamin'ni Jesôsy naùpianatra de nizaka hoe; "magnamboara tsara amin'iary zareo mpanora-dalàna \ No newline at end of file