auto save
This commit is contained in:
parent
594d494d73
commit
d0f95504da
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nampianatra Tamoron-dranomasina Jesosy, ary olona marobe nagnodidigna an'Azy. Niditra tao an-dalana Izy, de nifomaka tao. Ny olona aby ndreka nijanona tamoron-dranomasina. Nampianatra raha marobe tamin'ary zareo Izy, de izao ny raha nizakainy. Tenoy, nisy namafy voly. Ndreka namafy izy, de ny sasagny nafafy tamoron-dalagna, ka igny ny vorogna nihinagna an'azy. Ny voly sasagny de nambolena tamin'ny misy vato. Tonga de naniry izy satria tsy firy tany tamin'azy. Ndreka nipôkan'ny môsoandro, nalazo ary zareo, satria sisy vahany de maty. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny misy fantsy. De naniry ny fantsy de nanery ny voly ka sisy isiny. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny tany tsara ka de namokatra marobe. De hoy Izy hoe:
|
||||
Nampianatra Tamoron-dranomasina Jesosy, ary olona marobe nagnodidigna an'Azy. Niditra tao an-dalana Izy, de nifomaka tao. Ny olona aby ndreka nijanona tamoron-dranomasina. Nampianatra raha marobe tamin'ary zareo Izy, de izao ny raha nizakainy. Tenoy, nisy namafy voly. Ndreka namafy izy, de ny sasagny nafafy tamoron-dalagna, ka igny ny vorogna nihinagna an'azy. Ny voly sasagny de nambolena tamin'ny misy vato. Tonga de naniry izy satria tsy firy tany tamin'azy. Ndreka nipôkan'ny môsoandro, nalazo ary zareo, satria sisy vahany de maty. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny misy fantsy. De naniry ny fantsy de nanery ny voly ka sisy isiny. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny tany tsara ka de namokatra marobe. De hoy Izy hoe: ''Zeny manan-tadigny
|
Loading…
Reference in New Issue