auto save
This commit is contained in:
parent
cd77903f1f
commit
cd4ac50582
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 10 Ndreka i Jesôsy raika igny amin'izay de nagnotany an'Azy ndregny takeky an'Azy,de mpianatrany roiambifolo io koa,mikasikan'igny fagnoarana igny.\v 11 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: " Ho anareo nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny fanjakan'Andriamanitra io. Ndregny ambelagny agny de fagnoarana aby nen'azy amin'ny fotôna hijerevan'iary zareo,ndre de hijery iary zareo de tsy hahita,ndre de hiteno de tsy hafantatra\v 12 ka amin'ny andro tsy afantarany de tsy amela ny helokany Andriamanitra.
|
||||
\v 10 Ndreka i Jesôsy raika igny amin'izay de nagnotany an'Azy ndregny takeky an'Azy,de mpianatrany roiambifolo io koa,mikasikan'igny fagnoarana igny.\v 11 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: " Ho anareo nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny fanjakan'Andriamanitra io. Ndregny ambelagny agny de fagnoarana aby nen'azy amin'ny fotôna hijerevan'iary zareo,ndre de hijery iary zareo de tsy hahita,ndre de hiteno iary zareo de tsy hafantatra\v 12 ka amin'ny andro tsy afantarany de tsy amela ny helokany Andriamanitra.
|
Loading…
Reference in New Issue