diff --git a/12/41.txt b/12/41.txt index fabcb92..0690955 100644 --- a/12/41.txt +++ b/12/41.txt @@ -1 +1 @@ -Aveonigny Jesôsy de nipetraka takekin'ny fasena rakitra tamin'ny tempoly; nizaka an'ny olona ndregny nandatsaka vola tamin'ny fanatazana rakitra tao. Mpanankarena maro be no tena nandatsaka vola maro be tao.D \ No newline at end of file +Aveonigny Jesôsy de nipetraka takekin'ny fasena rakitra tamin'ny tempoly; nizaka an'ny olona ndregny nandatsaka vola tamin'ny fanatazana rakitra tao. Mpanankarena maro be no tena nandatsaka vola maro be tao. De nisy viavy sahiragna mpitondra tegna raika zay tonga nandatsaka vola madinika roy, zegny farany bitaka na ampitovizina amin'ny iraimbilanja. De nantsovany aby mpianatrany io sady nizakainy hoe: "koraniko aminareo ne tena marina \ No newline at end of file