auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-17 10:56:05 -04:00 committed by root
parent 37e3298b3a
commit bc41d996ec
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Ndreka i Jesôsy raika igny amin'izay de nagnotany an'Azy ndregny takeky an'Azy,de mpianatrany roiambifolo io koa,mikasikan'igny fagnoarana igny.\v 11 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: " Ho anareo nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny fanjakan'Andriamanitra io. Ndregny ambelagny agny de fagnoarana aby nen'azysy agnatiny de fagnoarana, \v 12 ka amin'ny andro tsy afantarany de tsy amela ny helokany Andriamanitra.
\v 10 Ndreka i Jesôsy raika igny amin'izay de nagnotany an'Azy ndregny takeky an'Azy,de mpianatrany roiambifolo io koa,mikasikan'igny fagnoarana igny.\v 11 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: " Ho anareo nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny fanjakan'Andriamanitra io. Ndregny ambelagny agny de fagnoarana aby nen'azys agnatiny de fagnoarana, \v 12 ka amin'ny andro tsy afantarany de tsy amela ny helokany Andriamanitra.