diff --git a/12/01.txt b/12/01.txt index 8c52184..453afe7 100644 --- a/12/01.txt +++ b/12/01.txt @@ -1 +1 @@ -\c 12 \v 1 \v 2 \v 3 De nanomboka nampianatra an'iary zareo tamin'ny resaka fagnoharana Jesôsy. De nizaka Izy hoe: "Nisy lilahy nagnano tanim-bôloboka, nagnisy lakoro nagnodidigna an'izany, sady nandavaka famiazana. Nanangana tilikambo izy de aveo nampagnofainy tamin'ny mpamboly vôloboka igny tanim-bôloboka igny. De nenga nandeha lavitra izy aveon'igny. Tamin'ny fotoana mety, de nagniraka mpanompo handeha tamin'ny mpamboly vôloboka igny ndreka izy hangalaka amin'iary zareo ny sasany amin'ny zegny mba tokony anjara vokatra amin'ny tani-mbôloboka io. Fa de nisamboron'iary zareo \ No newline at end of file +\c 12 \v 1 De nanomboka nampianatra an'iary zareo tamin'ny resaka fagnoharana Jesôsy. De nizaka Izy hoe: "Nisy lilahy nagnano tanim-bôloboka, nagnisy lakoro nagnodidigna an'izany, sady nandavaka famiazana. Nanangana tilikambo izy de aveo nampagnofainy tamin'ny mpamboly vôloboka igny tanim-bôloboka igny. De nenga nandeha lavitra izy aveon'igny. \v 2 Tamin'ny fotoana mety, de nagniraka mpanompo handeha tamin'ny mpamboly vôloboka igny ndreka izy hangalaka amin'iary zareo ny sasany amin'ny zegny mba tokony anjara vokatra amin'ny tani-mbôloboka io. \v 3 Fa de nisamboron'iary zareo, nivangoiny, sady niroasiny tsy nitondra ndre ino ndre ino. \ No newline at end of file diff --git a/12/04.txt b/12/04.txt index c227083..06734d0 100644 --- a/12/04.txt +++ b/12/04.txt @@ -1 +1 @@ -0 \ No newline at end of file +\v 4 \v 5 Nagniraka mpanompo hafa handeha amin'iary zareo io ndreka izy. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 834bf30..6b80a28 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -214,6 +214,7 @@ "11-27", "11-29", "11-31", - "12-title" + "12-title", + "12-01" ] } \ No newline at end of file