auto save
This commit is contained in:
parent
31d8e6ffc3
commit
afbae4d610
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Lozan' zay viavy bevoka sy mampinono amin'zany fotôna zany! Mivavaha anareo mba tsy amin'ny rirignina no atongavan'zany. Fa hisy fijalena be, zay tsy mbola nisy hatramin'zay,namoronan'Andriamanitra an'zao tontolo zao, ka hatramin'izao, tsy zany, fa mandrakizay de tsy ho hisy koa zany. Ka na tsy hoe nafohezin'ny Tompo zany andro, de tsisy olona ho vonjena. Fa nohon'ny olom-boafidy, zay nifidiny, de nafoheziny ny isan'zany andro zany.
|
\v 17 Lozan' zay viavy bevoka sy mampinono amin'zany fotôna zany!\v 18 Mivavaha anareo mba tsy amin'ny rirignina no atongavan'zany. \v 19 Fa hisy fijalena be, zay tsy mbola nisy hatramin'zay,namoronan'Andriamanitra an'zao tontolo zao, ka hatramin'izao, tsy zany, fa mandrakizay de tsy ho hisy koa zany. \v 20 Ka na tsy hoe nafohezin'ny Tompo zany andro, de tsisy olona ho vonjena. Fa nohon'ny olom-boafidy, zay nifidiny, de nafoheziny ny isan'zany andro zany.
|
Loading…
Reference in New Issue