Tue Oct 22 2019 15:16:26 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
f6f62a78cb
commit
97398c7b03
|
@ -1 +1 @@
|
|||
De nisy raika tamin'ny fokonolona io namaly an'Azy hoe: "A mpampianatra, nindôsiko aminao aty ny zanako lilahy. Misy fagnahy ratsy tsy mampizaka an'azy izy. Manambotra an'azy raha io de mandavo an'azy sady mandoa vory izy, miady nify, sady nanjary miziriziry izy. Nangataiko ny mpianatranao hamoaka an'izany mba engan'izany amin'azy, nefa tsy efan'iary zareo". De namaly an'iary zareo Izy hoe: "
|
||||
De nisy raika tamin'ny fokonolona io namaly an'Azy hoe: "A mpampianatra, nindôsiko aminao aty ny zanako lilahy. Misy fagnahy ratsy tsy mampizaka an'azy izy. Manambotra an'azy raha io de mandavo an'azy sady mandoa vory izy, miady nify, sady nanjary miziriziry izy. Nangataiko ny mpianatranao hamoaka an'izany mba engan'izany amin'azy, nefa tsy efan'iary zareo". De namaly an'iary zareo Izy hoe: "Ho anareo taranaka tsy mino, hatramin'ny ovena hipetrahako aminareo?
|
Loading…
Reference in New Issue