Wed Oct 23 2019 16:35:31 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
43651d2cb1
commit
885a0a3037
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 39 Ndreka hitan'ny kapiteny nitsangana sady nifagnatrika tamin'i Jesôsy fa maty tamin'izany fomba izany Izy, de nizaka Izy hoe: "Zanak'Andriamanitra marina tegnany io Lilahy io. \v 40 De nisy viavy koa nitsinjo tegny. Agnisan'izany Maria Magdalena, Maria( renin'i Jakoba zandriny Josesy), ary Salome. \v 41 Tamin'Izy tany Galilia de de nagnaraka an'Azy nanompo an'Azy iary zareo. Viavy maro hafa koa niaraka niakatra tamin'Azy tagny Jerosalema.
|
\v 39 Ndreka hitan'ny kapiteny nitsangana sady nifagnatrika tamin'i Jesôsy fa maty tamin'izany fomba izany Izy, de nizaka Izy hoe: "Zanak'Andriamanitra marina tegnany io Lilahy io. \v 40 De nisy viavy koa nitsinjo tegny. Agnisan'izany Maria Magdalena, Maria( renin'i Jakoba zandriny Josesy), de Salome. \v 41 Tamin'Izy tany Galilia de de nagnaraka an'Azy nanompo an'Azy iary zareo. Viavy maro hafa koa niaraka niakatra tamin'Azy tagny Jerosalema.
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Ndreka naatoky ny raha nizakain'ny kapiteny fa maty Jesôsy, de nomeny an'i Josefa ny fatiny. de Josefa nividy tapatsihy madinika igny, sady napetragny tam-pasagna nangdiny tamin'ny vatolampy. Aveo de nitohagnany vato ny varangarang
|
\v 45 \v 46 Ndreka naatoky ny raha nizakain'ny kapiteny fa maty Jesôsy, de nomeny an'i Josefa ny fatiny. de Josefa nividy tapatsihy madinika igny, sady napetragny tam-pasagna nangdiny tamin'ny vatolampy. Aveo de nitohagnany vato ny varangaram-pasagna. \v 47 De hitan'i Maria Magdalena sy Maria endrin'i Jesôsy ny pilasy nandevegnana an'Azy.
|
Loading…
Reference in New Issue