From 83d664f015e3695c2b85736c57773760a72afd16 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Wed, 23 Oct 2019 15:23:15 -0400 Subject: [PATCH] Wed Oct 23 2019 15:23:13 GMT-0400 (Eastern Daylight Time) --- 15/19.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/15/19.txt b/15/19.txt index 5b46943..f4bebe1 100644 --- a/15/19.txt +++ b/15/19.txt @@ -1 +1 @@ -Nivangoin'iary zareo tamina volotara ny lohany sady nandrorany Izy. De nandohalika talohan'iary zareo mody nidera Anazy. Ndreka avy nisomborogna Anazy iary zareo, de nalain'iary zareo tamin'Azy ndreka ny akanjony voloparasy sady nampagnatofain'iary zareo akanjo ndreka Izy, de nindôsin'iary zareonivôka Izy mba hamatsiana an'Azy. \ No newline at end of file +\v 19 \v 20 Nivangoin'iary zareo tamina volotara ny lohany sady nandrorany Izy. De nandohalika talohan'iary zareo mody nidera Anazy. Ndreka avy nisomborogna Anazy iary zareo, de nalain'iary zareo tamin'Azy ndreka ny akanjony voloparasy sady nampagnatofain'iary zareo akanjo ndreka Izy, de nindôsin'iary zareonivôka Izy mba hamatsiana an'Azy. \v 21 Niteren'iary zareo ny pandalo raika avy tan-kosy mba hitondra ny hazo fijalen'ny Jesôsy, lilahy raika atao hoe: Simona Kereniana iaban'i Aleksandra sy Rofosy. \ No newline at end of file