auto save
This commit is contained in:
parent
aa988a3b34
commit
7b6684c1ba
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tamin'ny andro vôlohany nihinagna ny mofo tsy nasiana sira, ndreka nagnano sorogna ny ondriy amin'ny paka iary zareo, de nagnotany tamin'azy ny mpianatrany hoe: "Aiza no tenao andeananay hagnamboarana ny hanina,mba hinananaony hanina ny paka?" De nagniaraka ny roy tamin'ny mpianatrany Izy ka nizaka tamin'iary zareo hoe: "mandiana agny an-tanàna, de hisy lilay mitondra siô feno rano hifanepaka aminareo. Magnaraha an'azy. Ndregny tragno hidirany, magnaraha an'azy de zakainy ny tompon'zany tragno zany hoe: Zao zakain'ny Mpampianatra hoe: Aiza ny efitra fandraisana vahiny ahafahako miaraka mihinagna ny paka amin'ny mpianatra anha
|
||||
Tamin'ny andro vôlohany nihinagna ny mofo tsy nasiana sira, ndreka nagnano sorogna ny ondriy amin'ny paka iary zareo, de nagnotany tamin'azy ny mpianatrany hoe: "Aiza no tenao andeananay hagnamboarana ny hanina,mba hinananaony hanina ny paka?" De nagniaraka ny roy tamin'ny mpianatrany Izy ka nizaka tamin'iary zareo hoe: "mandiana agny an-tanàna, de hisy lilay mitondra siô feno rano hifanepaka aminareo. Magnaraha an'azy. Ndregny tragno hidirany, magnaraha an'azy de zakainy ny tompon'zany tragno zany hoe: Zao zakain'ny Mpampianatra hoe: Aiza ny efitra fandraisana vahiny ahafahako miaraka mihinagna ny paka amin'ny mpianatra anaha.
|
Loading…
Reference in New Issue