auto save
This commit is contained in:
parent
22828b9032
commit
775a2a7cb7
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ny voly sasagny nambolena tamin'ny tany tsara ka de namokatra marobe. De hoy Izy hoe: " Zay manan-tadigny ôka izy hiteno ! "
|
||||
\v 8 \v 9 Ny voly sasagny nambolena tamin'ny tany tsara ka de namokatra marobe. De hoy Izy hoe: " Zay manan-tadigny ôka izy hiteno ! "
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ndreka i Jesosy raika, de nagnotany Azy mpianatra makasika ny fagnoarana. De zao nizakainy hoe: " Hô nareo nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny paradisa. fa ny tsy agnatiny de fagnoarana, ka amin'ny andro tsy afantarany de tsy amela ny helokany Andriamanitra.
|
||||
\v 10 \v 11 \v 12 Ndreka i Jesosy raika, de nagnotany Azy mpianatra makasika ny fagnoarana. De zao nizakainy hoe: " Hô nareo nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny paradisa. fa ny tsy agnatiny de fagnoarana, ka amin'ny andro tsy afantarany de tsy amela ny helokany Andriamanitra.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary izy nijaka tamin'ary zareo hoe : " tsy azonareo va ny raha zakaiko zany ? Ino arika atao azaoanareo anazy ? Ny mpamboly ny voly de i Ray mamboly ny teny. Ny nararaka tan-dalana de zay naregny ny teny ka ndreka tonga devoly de nagnalaka an'zany.
|
||||
\v 13 \v 14 \v 15 Ary izy nijaka tamin'ary zareo hoe : " tsy azonareo va ny raha zakaiko zany ? Ino arika atao azaoanareo anazy ? Ny mpamboly ny voly de i Ray mamboly ny teny. Ny nararaka tan-dalana de zay naregny ny teny ka ndreka tonga devoly de nagnalaka an'zany.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ny nambolena tamin'ny tany misy vato, de ndreka naregny izy ka niraisiny tamin-k afalena. Sisy vahany amin'ary zareo,selasela de maty. Ndreka tonga fijalena sy fagnejena ny amin'ny teny tonga de lavo izy.
|
||||
\v 16 \v 17 Ny nambolena tamin'ny tany misy vato, de ndreka naregny izy ka niraisiny tamin-k afalena. Sisy vahany amin'ary zareo,selasela de maty. Ndreka tonga fijalena sy fagnejena ny amin'ny teny tonga de lavo izy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Iregny no nambolena tamin' ny tany fantsy. Naregny ary zareo, fa nagnay tamin'ny izao fiaignana izao, ka nanery ny teny de tsisy isiny zany. Ary izay nambolena tegny amin'ny tany tsara de naregny teny ka nandray zany, de namoa marobe izay nambolena.
|
||||
\v 18 \v 19 \v 20 Iregny no nambolena tamin' ny tany fantsy. Naregny ary zareo, fa nagnay tamin'ny izao fiaignana izao, ka nanery ny teny de tsisy isiny zany. Ary izay nambolena tegny amin'ny tany tsara de naregny teny ka nandray zany, de namoa marobe izay nambolena.
|
Loading…
Reference in New Issue