auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-17 01:31:03 -04:00 committed by root
parent 9a198c08ca
commit 75fc081860
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 3 Tenoy, nisy olona namboly. Nreka namboly izy de nisy nambolena tamoron-dalana ka noaniny vorogna zany.Ny voly sasagny nambolena tamin'ny tany misy vato v 4 Ny voly sasagny nambolena tamin'ny tany tsara ka de namokatra marobe. De nizaka Izy hoe: ''Zeny manan-tadigny, ôka izy iteno! " ndreka i Jesosy raika teo de nagnotany Azy ny mpianatra mikasika ny fagnoarana. Hoy Izy tamin'ary zareo hoe: hô nareo no nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny paradisa. Fa ny reo tsy agnatiny de fagnoarana, na de mijery aza ary zareo de tsy anita \v 5 Ndreka namafy izy, de ny sasagny nafafy tamoron-dalagna, ka igny ny vorogna nihinagna an'azy. Ny voly sasagny de nambolena tamin'ny misy vato. Tonga de naniry izy satria tsy firy tany tamin'azy.
\v 4 \v 3 Tenoy, nisy olona namboly. Nreka namboly izy de nisy nambolena tamoron-dalana ka noaniny vorogna zany.Ny voly sasagny nambolena tamin'ny tany misy vato.Tonga de naniry izy ,satria v 4 Ny voly sasagny nambolena tamin'ny tany tsara ka de namokatra marobe. De nizaka Izy hoe: ''Zeny manan-tadigny, ôka izy iteno! " ndreka i Jesosy raika teo de nagnotany Azy ny mpianatra mikasika ny fagnoarana. Hoy Izy tamin'ary zareo hoe: hô nareo no nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny paradisa. Fa ny reo tsy agnatiny de fagnoarana, na de mijery aza ary zareo de tsy anita \v 5 Ndreka namafy izy, de ny sasagny nafafy tamoron-dalagna, ka igny ny vorogna nihinagna an'azy. Ny voly sasagny de nambolena tamin'ny misy vato. Tonga de naniry izy satria tsy firy tany tamin'azy.